plt-x-antaifasy_act_text_reg/19/23.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 23 Tamin'izany fotôgny zany tagny Efesosy da nisy fanelingelegnagny zakabe mikasiky gne làlagny. \v 24 Fa nisy mpanefy volafotsy raiky antsovagny hoe Demetrio, izay nagnano gne sary sikotry volafotsn'i Diana, nampiditry vola be ho an-ndreo mpagnano asa tagnà. \v 25 Da nalagnony niaraky ireo lelàhy miandraikitry an'io asa io da nizaka hoe: "Tompoko, fantatrao fa amin'ity raharaha ty da mahazo vola be iay.