plt-x-antaifasy_act_text_reg/19/15.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 15 Nisy fagnà ratsy namaly andreo hoe: "Fantatriko Jesosy, da fantatriko Paoly; fa ia anareo?" \v 16 Gne fagnà ratsy tao amin'e lelàhy da niantsampy tame mpangala deoly da nilefa tao amin'e tragno nitanjàky sady naratry. \v 17 Lasa fantatry gne rehetra izany, izy ame Jiosy da gne Jentilisa, izay nipetraky tagny Efesosy. La natahotry mafy indreo, da gn'agnarany Tompo Jesosy da nomegny voninahitry.