plt-x-antaifasy_act_text_reg/19/13.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 13 Fa nisy Jiosy mpangala fagnà ratsy nandeha tegny ame toeragny. Nangaiky gn'agnaran'e Tompo Jesosy indreo mba hanagnandreo hery hanoheragny gne fagnà ratsy refa nizaka indreo hoe: "Amign'alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly, mandindy anao iao mba hijotso." \v 14 Gne pisorogny be Jiosy minday gn'agnaràny hoe Skeva da nanagny zanaky fito làhy gne nagnano an'izany.