plt-x-antaifasy_act_text_reg/19/08.txt

1 line
554 B
Plaintext

\v 8 Niditry tao amin'e synagoga i Paoly da nizaka ame fahasahiagny mandritry gne telo volagny, nadresy lahatry sady nampagneky andreo gne momba gne fanjakan'Andriamanitry. \v 9 Fa refa mafy fo sady tsy nankàto gne Jiosy sasany, da nanomboky nizaka ratsy gne lalagny talohan'e vahoky indreo. Da nelan'i Paoly indreo da nentiny gne mpianatry, nandresy lahatry andreo isan'andro tao amin'e efitragno fampianaran'e Tiraniana. \v 10 Nitohy nandritry gne roy taogny zany, da izay rehetra nipetraky tao da naregny zakan'e Tompo, da indreo Jiosy izy ame Grika.