1 line
309 B
Plaintext
1 line
309 B
Plaintext
\v 1 Da raha tagny kointy i Apolosy, da nandalo tami'e firenegny ambony i Paoly da avy tao ame tanàgn'e Efesosy, da nahita mpianatry sasany tao. \v 2 Hoy Paoly tamindreo hoe: "Nahazo gne fanahy Masigny zany anareo refa nino?" Hoy indreo tamin'azy hoe: " Tsia, mbola tsy naregny momba Fanahy Masina mitsy iay. |