plt-x-antaifasy_act_text_reg/18/24.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 24 Da nisy Jiosy raiky nangiagny hoe Apolosy, teraky tagny Aleksandria, tonga ta Efesosy. Izy da nahay nandahatry zaka sady nahalala tsara gne Soratry Masina.\v 25 Apolosy da nampianarigny tame fampianaran'e Tompo. Mahafatra-po ame fagnahy, izy nizaka sy nampianatry marina gne ra mahakasiky an'i Jesosy, f'izy e batisan'i Jaona avao gne fantany. \v 26 Apolosy nanomboky nizaka am-pasahiagny tame synagoga. Da rehefa naharegny anazy i Prisila sy Akoila, da nangala anazy andea ame sisiny da nagnazava taminazy marina kokoa gne lalan'Andriamanitry.