plt-x-antaifasy_act_text_reg/17/32.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 32 Da refa naharegny gne fitsanganagny amin'e maty gne olon'i Atena, da nagnabarabara an'i Paoly gne sanany; "Hiteno anao indraiky momba an'izany raha zany iay."\v 33 Tafaran'izay, niala an'andreo i Paoly.\v 34 Fa gne sanany tamin'e olo nagnaraky an'azy da nino, tagnatin'izany I Dionysio Aeropagita, viavy antsovagny hoe Damary, da gne sanany niaraky tamindreo.