|
\v 18 Fa gne sanany tamindreo filozofa Epikoreana sy Stoika avakoa nifankahita taminazy. Gne sanany nizaka hie:"Da akô gne raiky izay mangaiky gne olo hagnaraky gne Andriamanitry hafahafa izy," satria nitory an'i Jesosy izy ame fitsanganagny amin'e maty izy. |