plt-x-antaifasy_act_text_reg/17/10.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 10 Nalefan'e rahalà tagny Beria gn'arivan'igny i Paoly sy Silasy. Refa avy tagny indreo , da hiditry tao amin'e Synagogan'e Jiosy.\v 11 Da ireo olo reo agny Tesalonika, fa nandray gne zaka tamin'e fahavognonan'e Saigny rehatra indreo, nandiniky gne Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tena izany tokôtry ireo Raha reo.\v 12 Noho izany da maro tamindreo gne nino, tagnatin'izany gne viavy Grika manan-kaja sanany da lelà Maro.