plt-x-antaifasy_act_text_reg/17/05.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 5 Fa gne Jiosy tsy mpino nentin'e fialognagny da nangala gne olo ratsy fagnà avy ta-bezary, nandagno niaraky gne fokonolo, da namparesaky gne tanàgny.Nanafiky gne tragnon'i Jesona, te hinday an'i Paoly sy Silasy hiala gne fokonolo indreo. \v 6 Fa refa tsy hitany indreo, da notarihan-dreo I Jasona izy ame rahalà hafa sanany ho eo amason'e manam-pahefagnin'e tanàgny, nitomagny, "Itoa lelà izay nampitsimbadiky an'izao tontolo zao itoa da avy etoa avakoa.\v 7 Itoa lelà izay nampandrosoin'i Jasona toa da manohitry gne didin'i Kaisara; mizaka indreo fa misy mpanjaka hafa-da I Jesosy."