plt-x-antaifasy_act_text_reg/17/03.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 3 Nosokafagny gne Soratra Masina da nazavaigny fa nilain'i Kristy gne nijaly da nitsangagny indraiky amin'e maty. Hoy izy hoe :"Io Jesosy izay ambarako aminareo io gne Kristy." \v 4 Resy lahatry gne sanany tamindreo Jiosy da nagnaraky an'i Paoly sy Silasy, agnisan'izany gne mpivavaky Grika Maro agn'isa, da tsy vitsy gne viavy mpitariky.