plt-x-antaifasy_act_text_reg/14/08.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 8 Nisy lela raiky nipetraky tao Lystra, maleny tongotry, hatran-kibony endriny, izay efa nandea hatramin'izay. \v 9 Io lela io da naregny an'i Paoly nizaka. Paoly nagnasitragny anazy tzara tame masony da nahita fa managny finoagny gne ho sitragny izy. \v 10 Da nizaka taminazy izy tamin'gne feo mafy hoe: "Mitsangana ame tongotrinao." Noho aveo gne lela da nitsambikigny sady nandea tame magnodidigny.