plt-x-antaifasy_act_text_reg/11/17.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 17 Da râ Andriamanitry nagnome andreo gne fagnomezagny mitovy am'izay nomegny antsika tamin'isika nino an'e Tompo Jesosy Kristy, ia iao, gne ho afaky hanohitry an'Andriamanitry?" \v 18 Refa regnin-dreo izany raha izany, tsy nizaka ndre ino ndre ino hoentigny hamaly indreo, fa nidera an'Andriamanitry avao indreo sady nizaka hoe: "Sady Andriamanitry nagnome fibebahagny ho fiainagny ho an'ireo Jentilisa avakoa."