plt-x-antaifasy_act_text_reg/11/11.txt

1 line
628 B
Plaintext

\v 11 Indro, tselatsela teo da nisy telo lahy nitsangany tagnoloan'e tragno izay nisy anay; nalefa avy tagny Kaisaria negnanty aminà indreo. \v 12 Gne Fagnahy da nandidy anà hiaraky amindreo, sady tsy tokony hagnisy fizahagny tarehy amindreo iao. Gne ralà enigny ireo da nandeha niaraky taminà, sady nandeha negnà an-dragnon'e lelà iay.\v 13 Izy da nizaka taminay gne nahitany gn'anjely raiky nitsangagny tan-dragnony sady nizaka hoe: "Magnirahà lelà agny Jopa sady indeso mimpody i Simona izay antsovagny hoe Petera. \v 14 Izy da hizaka hafatry raiky aminao izay havoavonjy anao - anao izy ame ankohonananao agnaby."