plt-x-antaifasy_act_text_reg/11/07.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 7 Aveo iao da nahare feo nizaka taminà hoe: "Mitsangàna, ry Petera; mamono sady mihinàgny." \v 8 Hoy iao hoe: "Tsia, ry Tompo; fa tsy mbola nisy zavatry tsy masigny na maloto mihitsy niditry taty am-bavako." \v 9 Fa gne feo namaly avy agny an-dagnitry indraiky hoe: " Izay nambaran'Andriamanitry fa madio, ka antsovagny hoe maloto." \v 10 Nibôky in-telo izany, sady aveo da nalaigny nimpody niakatry tagny an-dagnitry gne raha agnaby.