plt-x-antaifasy_act_text_reg/09/40.txt

1 line
643 B
Plaintext

\v 40Nalefan'i Petera tagny ambadikiny gn'efitry izy agnaby,nandohaliky ,sady nivavaky; avy eo, nitodiky tame gne faty, nizaka izy hoe: "Tabita, mitsangàna." Da nanokatry gne masony izy avy eo, sady nahita an'i Petera izy da niarigny. \v 41Avy eo nagnatatry gne tagnany tamin'azy i Petera sady nampitsangagny an'azy; da refa nagnatso gne mpino izy ame mpitondrategna izy, da nabôkiny tamindreo gne fahavelomany.\v 42Lasa niparitaky nagneragny an'i Jopa agnaby izany raha izany, sady olo maro gne nino an'i Tompo. \v 43Tamizany Petera da nipetraky andro maromaro niaraky tame lelà raiky antsovagny hoe Simona tao Jopa, izay mpandoko hoditry.