plt-x-antaifasy_act_text_reg/09/38.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 38Satria efa nagnakeky an'i Lyda i Jopa, sady naharegny gne mpianatry fa tao Petera, da nandefa olo roy tagny amin'azy indreo, niangavy an'azy: "Mevia aminay agny rô amizao koa amizao." \v 39Nitsangagny Petera sady nandeha niaraky tamindreo. Refa avy izy, da nitondra an'azy tao ame efitry ambony indreo, sady gne mpitondrategna agnaby nitsangagny teo agnilany nitomagny, nagnabôky an'azy gn'akanjo izy ame lamba nozarain'i Dorkasy tame fahavelogniny niaraky tamindreo.