plt-x-antaifasy_act_text_reg/09/26.txt

1 line
442 B
Plaintext

\v 26 Refa avy teo Jerosalema izy, da Nagnandragny gne hagnatogny gne mpianatry i Saoly, nefa natahotry an'azy agnaby indreo, tsy nino fa mpianatry izy. \v 27Fa nangala an'azy i Barnabasy sady ninday an'azy teo ame Apostoly, sady nizaka tamindreo izy hoe akôgnaia gne nahitan'i Saoly gne Tompo tegny an-dalagny izy ame nizakanan'i Tompo tamin'azy, sady akôgnaia gne nitorian'i Saoly ame fahasahiagny tame gn'agnaran'i Jesosy tao Damaskosy.