plt-x-antaifasy_act_text_reg/09/17.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 17Ka lasa i Ananiasy, sady niditry tao ame tragno . nametraky gne tagnany teo amin'azy, da nizaka izy hoe: "Rahalà Saoly, gne Tompo Jesosy, izay nibôky taminao tegny an-dalagny refa negn'aty anao, gne nandefa anà taty mba mety hahitan'e masonao sady ho fenon'e Fanahy Masina." \v 18teo no eo da raha akô sisik'ena trondro gne niendaky tame mason'i saoly, sady nahita izy; nitsangagny izy sady nanigny batisa; \v 19sady nihinagny izy ka nahazo hery. Nipetraky niaraky tame mpianatry tao Damaskosy nandritry gn'andro maro izy.