plt-x-antaifasy_act_text_reg/09/10.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 10 Sady nisy mpianatry tao Damaskosy antsovagny hoe Ananiasy. Nizaka tamin'azy tame fahitagny gne tompo: "Ananiasy!" Hoy izy: "Indro, ity iao, Tompo." \v 11Nizaka tamin'azy gne Tompo: "Mitsangàna, sady mandehana agny ame lalagny izay anTsovagny hoe Mahitsy, da refa ao an-dragnon'i Jodasy da mangataha ame lelà avy agny Tarsosy antsovagany hoe Saoly, fa mivavaky izy. \v 12Efa nahita tame fahitagny gne fevian'e gn'olo antsovagny hoe Ananiasy sady hametraky gne tagnany eo amin'azy, ka mety hahita indraiky izy. "