plt-x-antaifasy_act_text_reg/08/20.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 20 fa hoy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levogny miaraky aminao agny gne volafotsinao, satria anao nieritreritry gne hahazo gne fagnomezan'Andriamanitry ame gn'alalan'e vola. \v 21 Anao da tsy managny anjara na ampahany amizany raha izany, satria gne fonao da tsy marigny amin'Andriamanitry . \v 22 Noho izany mibebaha ame faharatsianao, sady mivavaha am'i Tompo, sao mba mety hamela gne fagnirian'e fonao Izy. \v 23Fa iao mahita fa anao da vôpoizignin'e lolom-po izy ame vôfatotrin'e fahotagny anao."