plt-x-antaifasy_act_text_reg/08/14.txt

1 line
523 B
Plaintext

\v 14Sady refa regnin'e Apostoly ao Jerosalema fa nandray gne zakan'Andriamanitry i Samaria, da nalefandreo tagny amindreo i Petera izy am'i Jaona. \v 15Refa nidigny indreo, da nivavaky ho andreo indreo, mba mety handresandreo gne Fanahy Masina. \v 16Fa nandrapaha avy an'izany fotoagny izany, da mbola tsy nisy nilatsahan'e Fanahy Masina indreo; fa vita batisa tame gn'agnaran'i Tompo Jesosy fotsiny avao. \v 17Avy eo i Petera izy am'i Jaona da nametraky gne tagnany teo amindreo, sady da nandray gne Fanahy Masina indreo.