plt-x-antaifasy_act_text_reg/08/09.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 9Fa nisy lelà raiky natsovagny hoe Simona tao ame tanam-be , izay vao tselatsela gne nihira aody; matetiky nagnano raha mahagaga gne fokon'olo tao Samaria izy, refa magnambara fa izy da olo manan-danja. \v 10Gne Samaritana agnaby, manomboky ame kidy indrindra ka hatrame zakabe indrindra, da niteno tsara an'azy; da hoy indreo hoe: "Io lelà io da e fahefan'Andriamanitry izay antsovagny hoe Zakabe." \v 11Indreo da niteno an'azy, satria izy da nahagaga andreo efa nandritry gne fotoagny ela tame gn'aodiny.