plt-x-antaifasy_act_text_reg/07/44.txt

1 line
652 B
Plaintext

\v 44 Gne razantsika da nanagny tabernakidin'e fijoroagny vavolombelogny tame tany foagny, arak'e baikon'Andriamanitry rehefa nizakaka tamin'i Mosesy Izy, izay tokony naniny nitovy tame fomba efa hitany. \v 45 Io e tragnolay izay nalain'e razantsika, da nindesigny tao ame tany niaraky tam'i Josoa, t'agnatrehan'e razantsika, gne fanagnan'e firenegny izay nandroahan'Andriamanitry gne tany izay noraisin-dreo ho fanagnan-dreo manokagny, Ilay tragnolay da nitoetry tao ame tany nandritry gne andron'i Davida,\v 46 da izy nahazo fankasitrahagny tao ame fahitan'Andriamanitry sady nagnontany raha hahita toeragny hipetrahagny ho an'Andriamanitr'i Jakoba.