plt-x-antaifasy_act_text_reg/07/11.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 11 Da avy gne mosary nagneniky an'Egypta sy Kana, sady fijaliagny zakabe, ary indreo razantsika da tsy nahita sakafo. \v 12 Fa rehefa naharegny i Jakoba fa nisy vary tao Egypta, nandefa andreo razantsika tamin'e dian-dreo voalohany izy. \v 13Tame dian-dreo faharoy i Josefa nampahafantatry gne tegnany tamin-dreo ralàny, da gne fianakavian'i Josefa da lasa fantatrin'i Farao.