plt-x-antaifasy_act_text_reg/07/06.txt

1 line
636 B
Plaintext

\v 6 Andriamanitry da nikoragny taminazy akô izao, fa indreo taranakiny da hipetraky maharitry agny ame tanin'e firenegny hafa, sady indreo mponigny amignao da hinday andreo amin'e fagnandevozagny sy fampahoriagny mandritry gne efa-jato taogny. \v 7 'F'izy ho tsaraiko gne firenegny izay tompon-dreo, ' hoy Andriamanitry, 'da afaran'izany da hagnantogny sady hidera Anà eo amin'io toergny io indreo. \v 8Avy eo nomen'Andriamanitry an'i Abrahama gne fagnekegny amin'e famoragny, ka i Arahama da lasa aban'Isaka ary namora anazy tamign'andro fahavalo; Isaka da lasa aban'i Jakoba, ary Jakoba lasa aban'ireo patriarika roy ambin'ny folo.