plt-x-antaifasy_act_text_reg/06/12.txt

1 line
621 B
Plaintext

\v 12 Nanaitry gn'olo indreo, gne olombe, sy gne mpanora-dalagny, da nagnatogny amin'i Stefana indreo sady nisambotry anazy sy nitondra anazy tanatrehan'gne mpanolotsaigny. \v 13 Da indreo da nitondra fijoroagny vavolombelogny diso, da nizaka hoe: "Ity lela ity da tsy mijanogny mizaka ratsy anity toeragny masigny ity sy gne lalàgny. \v 14 Fa iay da naharegny anazy nizaka fa io Jesosy avy a Nazareta io da handrava anitiky toeragny itiky sy hagnova gne fomba izay natolotr'i Mosesy antsika." \v 15 Gne maro izay mipetraky tamin'gne toeran'e mpanolontsaigny da nandiniky anazy ka nahita fa ako gn'anjely e tareny.