plt-x-antaifasy_act_text_reg/06/10.txt

1 line
225 B
Plaintext

\v 10 Indreo da tsy nahatohitry gne fahendregny sy gne Fagna izay nizakany i Stefana. \v 11 Aveo da nisy olo nagnamboaran-dreo kolikoly mba hizaka hoe: "Efa regninay i Stefana nizaka ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitry."