plt-x-antaifasy_act_text_reg/06/08.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 8 Da i Stefana, feno fahasoavagny sy hery, da nagnano fahagagagny sy famataragny zakabe tame fokonolo. \v 9 Da nisy fokonolo sasany nitsangagny izay an'gne synagoga izat anigny hoe gne Synagogan'e Libertina, sy an'e Kyreniana sy Aleksandriana, da gne sasany avy a Kilikia sy Asia. Ireo olo ireo da niady hevitry tamin'i Stefana.