plt-x-antaifasy_act_text_reg/06/02.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 2 Gne roy ambin'ny folo da nangaiky gne mpianatry marobe ho amin-dreo sady nizaka hoe: "Tsy mety antsika raha miala gne zakan'Andriamanitry mba hikarakara gne latabatry. \v 3 Noho izany anareo anareo da tokony mifidy, e ralah, fito aminareo, lela tsara laza, feno gne Fagna sy fahendregny, mba ho fidinay hikarakara izany raharaha izany. \v 4 Raha gnaminay, da hanohy fezay ame fivavahagny sy ame fampianaragny gne zaka iay."