plt-x-antaifasy_act_text_reg/05/35.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 35 Da izy nizaka tamindreo hoe: "Lelà Israely, tandremo tsara gn'amin'e raha izay ho haninareo miaraky amin'ireo olo reo. \v 36 Fa taloha tagny, Teodasy nizaka gne tegnany ho raha, sady vondron'olo, tokony ho efa-jato, nagnaraky an'azy. Novinigny izy, da gne rehetra izay nagneky an'azy da niparitaky sady lasa tsinotsinogny. \v 37 Aveo io lelà io, Jodasy avy agny Galilia da nitsangagny tamin'e andron'e fagnisagny da nitogny olo maromaro hagnaraky anazy. Izy avakoa da novinigny, da indreo rehetra izay nagneky an'azy da nipetraky.