plt-x-antaifasy_act_text_reg/05/29.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 29 Fa i Petera izy ame apostoly namaly hoe: "Iay da tokony hagneky an'Andriamanitry noho g e olo. \v 30 Gne Andriamanitry razanay nanangagny an'i Jesosy izay novonoinareo !tamin'e fagnatognagny an'Azy tamin'e hazo. \v 31 Andriamanitry nanandratry an'Azy tamin'e tagnan-kavanagny mba ho Tompo sy Mpamojy, mba hagnome fibebahagny ho an'Israely, sady hamelagny gne heloky. \v 32 Iay da vavolombelogny gne amin'izany raha zany, sady avakoa gne Fanahy Masina, izay nomen'Andriamanitry ho andreo magneky an'Azy