plt-x-antaifasy_act_text_reg/05/26.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 26 Da lasa gne lehiben'e mpiambigny niaraky tamin'ireo mpiandry raharaha, da ninday andreo nipody, fa tsy tamin'e herisetra, satria natahotry gne vahoky indreo sao da ho torahagny vato. \v 27 Refa ninday andreo indreo, da mandefa andreo tagnatrehan'e filan-kevitry. Nagnadihady andreo gne mpisorogny be, \v 28 nizaka hoe: "Noraranay mafy anareo mba tsy hampianatry amin'io agnara io, kanefa, nofenoanareo e fampianaranareo i Jero salema ho topmon'andraikitry amin'e ran'io lelà io iay."