plt-x-antaifasy_act_text_reg/05/19.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 19 Da nadritrin'e aligny da nisy anjelin'e Tompo nanokatry gne varangaragn'e figandragny sady nagnajotso andreo tao, sady nizaka hoe: \v 20 "Mandàna, mitsangana ao amin'e fiangonagny da mitsangana amin'e olo gne zaka rehetrn'ity fiainana ity." \v 21 Refa naregny an'izany indreo, da niditry tao amin'e fiangonagny indreo Raha vô mandraigny gn'andro da nampianatry. Fa avy gne mpisorogny be, izy am'izay niaraky tamin'azy, da nangaiky gne filan-kevitry rehetra, gne lohologny rehetra e vahoakn'Israely, da nalefa tagny ame fikadragny mba hamoaky ireo apostoly.