plt-x-antaifasy_act_text_reg/05/09.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 9 Aveo i Petera nizaka an'azy hoe: "Nagnino anareo nagneky hiara-hitsapa gne gne Fagnahin'e Tompo? Indro, gne tongotrin'e olo izay nandevigny gne vadinao da eo ame varangara, da hagnajotso anao indreo. \v 10 Da lavo teo noho eo tamin'e tongotriny izy da afaky gn'aigny. Refa niditry tao ireo tovolà, da nahita an'azy maty, da ninday anazy nijotso sady nandevigny anazy tagnilan'e vadiny. \v 11 Raiki-tahotry gne fiangonagny manontolo, izy ame rehetra izay naharegny an'izany raha zany.