plt-x-antaifasy_act_text_reg/05/03.txt

1 line
640 B
Plaintext

\v 3 Fa Petera nizaka hoe: "Ananiasy, nagnino da nofenon'i Satana vandy gne fonao havandy amin'e Fanahy Masigny, da hitagna gn'ampahany tamin'e vidin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo izany, tsy nijanogny ho fanagnanao manokagny me zany, da refa lafo izany, tsy tamin'e fahefanao me izany? Akôgnaia gne nieritreretanao an'izany ra zany tamin'e fonao? Tsy navandy tamign'olo anao, fa tamin'Andriamanitry." \v 5 Raha naharegny io zaka io, da lavo tamin'e tany Ananiasy da afaky gn'aigny, da tahotry zakabe gne tamin'izany rehetra naregny an'izany. \v 6 Da ireo tovolà da niroso da namosagny lamba anazy, da nintindreo nijotso izy da nalevigny.