plt-x-antaifasy_act_text_reg/04/15.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 15 Fa rehefa avy nandidt gneapostoly hiala gne fivorian'gne filan-kevitry indreo, da nifampikoragny indreo. \v 16 Hoy indreo hoe: "Ino gne tokony ho anigny am'itoa lela toa? Nohon'gne fahagagagny vita tamn'gne alalan-dreo da fantatrin'gne olo maro mipetraky Jerosalema etoa, da tsy hafaky manda anizany isika. \v 17 Fa mba tsy hiparitahan'izany amin'gne fokonolo, da hatsika isika hampitandrigny andreo mba tsy hizakan-dreo izany agnaragny izany esanaky. \v 18 Nangiagny hiditry Petera sy Jaona da nizakainy indreo tsy nizaka sy tsy hampianatry amin'gne agnaran'i Jesosy esanaky.