plt-x-antaifasy_act_text_reg/04/13.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 13 Da rehefa nahita gne fasahian'i Petera sy Jaona indreo, da natsapa fa olo tsotry, olo tsy nianatry, da gaga indreo, nahafantatry fa niaraky tamin'i Jesosy i Petera sy Jaona. \v 14 Satria indreo naita e lela izay sitragny nitsanga niaraky tamindreo, da tsy naita ho zakaigny hanoheragny izany indreo.