auto save
This commit is contained in:
parent
7eebf41995
commit
d0613b8d77
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Nanaitry gn'olo indreo, gne olombe, sy gne mpanora-dalagny, da nagnatogny amin'i Stefana indreo sady nisambotry anazy sy nitondra anazy tanatrehan'gne mpanolotsaigny. Da indreo da nitondra fijoroagny vavolombelogny diso, da nizaka hoe: "Ity lela ity da tsy mijanogny mizaka ratsy anity toeragny masigny ity sy gne lalàgny. Fa izy da naharegny anazy nizaka fa io Jesosy avy a Nazareta io da handrava anitiky toeragny itiky sy hagnova gne fomba izay natolotr'i Mosesy antsika." Gne maro izay mipetraky tamin'gne toeran'e mpanolontsaigny da nandiniky anazy ka
|
||||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Nanaitry gn'olo indreo, gne olombe, sy gne mpanora-dalagny, da nagnatogny amin'i Stefana indreo sady nisambotry anazy sy nitondra anazy tanatrehan'gne mpanolotsaigny. Da indreo da nitondra fijoroagny vavolombelogny diso, da nizaka hoe: "Ity lela ity da tsy mijanogny mizaka ratsy anity toeragny masigny ity sy gne lalàgny. Fa izy da naharegny anazy nizaka fa io Jesosy avy a Nazareta io da handrava anitiky toeragny itiky sy hagnova gne fomba izay natolotr'i Mosesy antsika." Gne maro izay mipetraky tamin'gne toeran'e mpanolontsaigny da nandiniky anazy ka nahita fa ako gn'anjely e tareny.
|
Loading…
Reference in New Issue