auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-22 04:49:32 -05:00 committed by root
parent 9af751094d
commit cc28eb758e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa nisy Jiosy mpangala fagnà ratsy nandeha tegny ame toeragny. Nangaiky gn'agnaran'e Tompo Jesosy indreo mba hanagnandreo hery hanoheragny gne fagnà ratsy refa nizaka indreo hoe: "Amign'alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly, mandindy anao iao mba hijotso." Gne pisorogny be Jiosy minday gn'agnaràny hoe Skeva da nanagny zanaky fi
\v 13 Fa nisy Jiosy mpangala fagnà ratsy nandeha tegny ame toeragny. Nangaiky gn'agnaran'e Tompo Jesosy indreo mba hanagnandreo hery hanoheragny gne fagnà ratsy refa nizaka indreo hoe: "Amign'alalan'i Jesosy izay nambaran'i Paoly, mandindy anao iao mba hijotso." \v 14 Gne pisorogny be Jiosy minday gn'agnaràny hoe Skeva da nanagny zanaky fito làhy gne nagnano an'izany.