auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-03-04 03:47:48 -05:00 committed by root
parent 505096a787
commit c92ae503b9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Andriamanitry da nikoragny taminazy akô izao, fa indreo taranakiny da hipetraky maharitry agny ame tanin'e firenegny hafa, sady indreo mponigny amignao da hinday andreo amin'e fagnandevozagny sy fampahoriagny mandritry gne efa-jato taogny. \v 7 'F'izy ho tsaraiko gne firenegny izay tompon-dreo, ' hoy Andriamanitry, 'da afaran'izany da hagnantogny sady hidera Anà eo amin'io toergny io indreo. \v 6 Avy teo nomen'Andriamanitry an'i Abrahama gne fagnekegny amin'e famoragny, ka i Arahama da lasa aban'Isaka ary namora anazy tamign'andro fahavalo; Isaka da lasa aban'i Jakoba, ary Jakoba lasa aban'ireo patriarika roy ambin'ny folo.
Andriamanitry da nikoragny taminazy akô izao, fa indreo taranakiny da hipetraky maharitry agny ame tanin'e firenegny hafa, sady indreo mponigny amignao da hinday andreo amin'e fagnandevozagny sy fampahoriagny mandritry gne efa-jato taogny. \v 7 'F'izy ho tsaraiko gne firenegny izay tompon-dreo, ' hoy Andriamanitry, 'da afaran'izany da hagnantogny sady hidera Anà eo amin'io toergny io indreo. \v 8 \v 6 Avy teo nomen'Andriamanitry an'i Abrahama gne fagnekegny amin'e famoragny, ka i Arahama da lasa aban'Isaka ary namora anazy tamign'andro fahavalo; Isaka da lasa aban'i Jakoba, ary Jakoba lasa aban'ireo patriarika roy ambin'ny folo.