auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-21 09:47:57 -05:00 committed by root
parent 2a24a1a280
commit c8727d0017
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Da izao gne nibôky refa nandeha sady nagnakaiky an'i Damaskosy iao, sady tamin'e mitataovovonagny teo da nisy hazavagny zakabe avy agny an-dagnitry nanomboky nazava nagnodidigny anà. \v 7 Lavo tame tany iao sady nahare feo nizaka taminà hoe: 'Saoly, Saoly, nagnino anao gne magnejiky Anà?' Namaly iao hoe: 'Ia me anao, Tompoko?' \v 8 Nizaka taminà Izy hoe: 'Iao gne Jesosin'e Nazareta, izay enjehinao.'
\v 6 Da izao gne nibôky refa nandeha sady nagnakaiky an'i Damaskosy iao, sady tamin'e mitataovovonagny teo da nisy hazavagny zakabe avy agny an-dagnitry nanomboky nazava nagnodidigny anà. \v 7 Lavo tame tany iao sady nahare feo nizaka taminà hoe: 'Saoly, Saoly, nagnino anao gne magnejiky Anà?' \v 8 Namaly iao hoe: 'Ia me anao, Tompoko?' Nizaka taminà Izy hoe: 'Iao gne Jesosin'e Nazareta, izay enjehinao.'