auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-21 10:51:41 -05:00 committed by root
parent 553499b902
commit c6cd8a0525
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 Nifankahita tame lelà raiky nantsoigny hoe Ananiasy tagny iao, lelà matahotry an'Andriamanitry nagnaraky gne lalàgny sady tsara laza tamin'ireo Jiosy agnaby izay nipetraky tao. Nagnantogny anà izy, nijoro tagn'ilako, sady nizaka hoe: ' Ry Saoly, magniteha.' Tamin'izany lera izany da , nahita anazy iao.
\v 12 Nifankahita tame lelà raiky nantsoigny hoe Ananiasy tagny iao, lelà matahotry an'Andriamanitry nagnaraky gne lalàgny sady tsara laza tamin'ireo Jiosy agnaby izay nipetraky tao. \v 13 Nagnantogny anà izy, nijoro tagn'ilako, sady nizaka hoe: ' Ry Saoly, magniteha.' Tamin'izany lera izany da nahita anazy iao.