auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-22 01:27:20 -05:00 committed by root
parent 1f9ff95cfc
commit 7f41103b02
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 25 Refa namehy anazy tamin'e taretry hoditry indreo, da hoy Paoly tamign'e kapiteny izay nitsangagny teo: "Ara-dalàgny ho anareo me gne magnakaravasy lelà izay Romanigny sy tsy mbola hotsaraigny avao?\v 26 Refa naharegny an'izany gne kapiteny, da negnà ame lehiben'e kapiteny izy da nizaka anazy, nizaka hoe: "Ino izao ataonao izao? Fa mponigny Romana io lelà io."
\v 25 Refa namehy anazy tamin'e taretry hoditry indreo, da hoy Paoly tamign'e kapiteny izay nitsangagny teo: "Ara-dalàgny ho anareo me gne magnakaravasy lelà izay Romanigny sy tsy mbola hotsaraigny avao? \v 26Refa naharegny an'izany gne kapiteny, da negnà ame lehiben'e kapiteny izy da nizaka anazy, nizaka hoe: "Ino izao ataonao izao? Fa mponigny Romana io lelà io."