auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-02-20 08:18:01 -05:00 committed by root
parent 55b34d612e
commit 743d2bebfa
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da tamin'izany andro izany, rehefa nitomby gne isan'e mpianatry, da nanomboky nisy fitaraignana nataon'gne Jiosy mizaka Grika hanoheragny gne Hebreo, satria nanin-dreo tsinotsino gne mpivanitry tame fizaragny hanigny isan'andro.
\v 1 Da tamin'izany andro izany, rehefa nitomby gne isan'e mpianatry, da nanomboky nisy fitaraignana nataon'gne Jiosy mizaka Grika hanoheragny gne Hebreo, satria nanin-dreo tsinotsino gne mpivanitry tame fizaragny hanigny isan'andro.

View File

@ -1 +1 @@
Gne roy ambin'ny folo da nangaiky gne mpianatry marobe ho amin-dreo sady nizaka hoe: "Tsy mety antsika raha miala gne zakan'Andriamanitry mba hikarakara gne latabatry. Noho izany anareo anareo da tokony mifidy, e ralah, fito aminareo, lela tsara laza, feno gne Fagna sy fahendregny, mba ho fidinay hikarakara izany raharaha izany. Raha gnaminay, da hanohy fezay ame fivavahagny sy ame fampianaragny gne zaka iay."
\v 2 \v 3 \v 4 Gne roy ambin'ny folo da nangaiky gne mpianatry marobe ho amin-dreo sady nizaka hoe: "Tsy mety antsika raha miala gne zakan'Andriamanitry mba hikarakara gne latabatry. Noho izany anareo anareo da tokony mifidy, e ralah, fito aminareo, lela tsara laza, feno gne Fagna sy fahendregny, mba ho fidinay hikarakara izany raharaha izany. Raha gnaminay, da hanohy fezay ame fivavahagny sy ame fampianaragny gne zaka iay."

View File

@ -1 +1 @@
Nafinaritry ane olo maro gne zaka nanin-dreo. Da nifidy an'i Stefana indreo, lela feno finoagny sy Fagna Masina, da i Filipo, Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena da Nikoleo, proselyta avy ta Antiokia. Gne mpino da nitondra gne lela tagnatrehan'gne Apostoly, gne nivavaky sy nametraky gne tagnany tamin-dreo.
\v 5 \v 6 Nafinaritry ane olo maro gne zaka nanin-dreo. Da nifidy an'i Stefana indreo, lela feno finoagny sy Fagna Masina, da i Filipo, Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena da Nikoleo, proselyta avy ta Antiokia. Gne mpino da nitondra gne lela tagnatrehan'gne Apostoly, gne nivavaky sy nametraky gne tagnany tamin-dreo.

View File

@ -1 +1 @@
Da niparitaky gne zakan'Andriamanitry, da gne isan'e mpianatry ta Jerosalema da nitombo be, sady mpisorogny maro be koa gne lasa magneky e finoagny.
\v 7 Da niparitaky gne zakan'Andriamanitry, da gne isan'e mpianatry ta Jerosalema da nitombo be, sady mpisorogny maro be koa gne lasa magneky e finoagny.

View File

@ -1 +1 @@
Da i Stefana, feno fahasoavagny sy hery, da nagnano fahagagagny sy famataragny zakabe tame fokonolo. Da nisy fokonolo sasany nitsangagny izay a
\v 8 \v 9 Da i Stefana, feno fahasoavagny sy hery, da nagnano fahagagagny sy famataragny zakabe tame fokonolo. Da nisy fokonolo sasany nitsangagny izay any