auto save

This commit is contained in:
MAD124 2020-02-22 02:26:57 -05:00 committed by root
parent 6fce481bd2
commit 529dfea6fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa gne Jiosy tsy mpino nentin'e fialognagny da nangala gne olo ratsy fagnà avy ta-bezary, nandagno niaraky gne fokonolo, da namparesaky gne tanàgny.Nanafiky gne tragnon'i Jesona, te hinday an'i Paoly sy Silasy hiala gne fokonolo indreo. Fa refa tsy hitany indreo, da notarihan-dreo I Jasona izy ame rahalà hafa sanany ho eo amason'e manam-pahefagnin'e tanàgny, nitomagny, "Itoa lelà izay nampitsimbadiky an'izao tontolo zao itoa da avy etoa avakoa. Itoa lelà izay nampandrosoin'i Jasona toa da manohitry gne didin Fa gne Jiosy tsy mpino nentin'e fialognagny da nangala gne olo ratsy fagnà avy ta-bezary, nandagno niaraky gne fokonolo, da namparesaky gne tanàgny.Nanafiky gne tragnon'i Jesona, te hinday an'i Paoly sy Silasy hiala gne fokonolo indreo. Fa refa tsy hitany indreo, da notarihan-dreo I Jasona izy ame rahalà hafa sanany ho eo amason'e manam-pahefagnin'e tanàgny, nitomagny, "Itoa lelà izay nampitsimbadiky an'izao tontolo zao itoa da avy etoa avakoa. Itoa lelà izay nampandrosoin'i Jasona toa da manohitry gne didin'i Kaisara; mizaka i