auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-03-04 02:59:25 -05:00 committed by root
parent 57b0562677
commit 4be1dc7bab
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 \v 25 \v 26 Nivavaky indreo sady nizaka hoe: "Anao, Tompo o, gne mahalala gne fon'olo agnaby, ka ambaray izay hofidinao amizy roy lahy mba handray gne toeragny ato amizao fanompoagny izao izy ame maha Apostoly nohon'e fandikagny lalagny izay namboarin'i Jodasy handeha ho agny ame toeragny manokagny. Indreo da niloka ho andreo, sady nilatsaky tam'i Matia gne filokagny, sady voisa ho Apostoly raiky ambin'ny folo izy.
\v 24Nivavaky indreo sady nizaka hoe: "Anao, Tompo o, gne mahalala gne fon'olo agnaby, ka ambaray izay hofidinao amizy roy lahy \v 25mba handray gne toeragny ato amizao fanompoagny izao izy ame maha Apostoly nohon'e fandikagny lalagny izay namboarin'i Jodasy handeha ho agny ame toeragny manokagny. \v 26 Indreo da niloka ho andreo, sady nilatsaky tam'i Matia gne filokagny, sady voisa ho Apostoly raiky ambin'ny folo izy.