plt-x-antaifasy_3jn_text_reg/01/05.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 E malala, magnano asa mahatoky anao ndre amin'ino ndre ino asa aninao ho an'gne ralanao sy gne vahiny, izay nijoro vavolombelogny gne fitiavanao tagnatrehan'gne fiangonagny. Soa gne naninao ra alefanao mandea amin'gne fomba mendriky an'Andriamanitry indreo, satria nohon'gne agnarany gne nialany, tsy nitondra ndre ino ndre ino avy tamin'gne Jentilisa. Noho izany izika da tokony handray gne ako izany, mba ho mpiara-miasa amin'gne fahamarinagny isika.