plt-x-antaifasy_3jn_text_reg/01/13.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 13 \v 14 Nanagny ra marobe ho soratagny aminareo iao, fa tsy magniry hanoratry ireo aminareo amin'gne penina sy ranomainty iao. F'izy iao magnategna hahita anareo tsy ho ela, sady hiresaky mivantagny isika. Ho aminareo anie gne fiadanagny. \v 15 Magnano veloma anao gne namagny aty. Veloma amin'gne namagny kiraikiraiky araky gne agnarany aby.