plt-x-antaifasy_3jn_text_reg/01/09.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 9 Nanoratry ra tamin'gne fiangonagny iao, f'izy Diotrefa, gne ta- ho lohany amin-dreo, da tsy nadray anay. \v 10 Noho izany, ra tonga iao, da ho tsarovako gne asa izay naniny, gne fomba nizakany ra mampadikidiky manohitry anay miaraka amin'gne zaka ratsy. Tsy afa-po tamin'gne asa, da tsy nandraygne rala izy. Nandrara gne ta-hagnano ako izany izy sady nandroaky andreo hivoky gne fiangonagny.